FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hosamahiny eo amin’ny elany ilay vorona, nefa tsy hozarainy+ roa. Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara izany, mba hidona-tsetroka eo ambony kitay, ao anaty afo. Fanatitra dorana+ izany, fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony an’i Jehovah.+

  • Levitikosy 21:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Lazao amin’i Arona hoe: ‘Izay lehilahy anisan’ny taranakao, hatramin’ny taranany fara mandimby, nefa manan-takaitra,+ dia tsy mahazo manatona mba hanolotra sakafo ho an’Andriamaniny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara