FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ny ankohonan’ny razambenao koa no nofidina ho ahy teo amin’ny foko rehetran’ny Israely,+ mba hanao ny asan’ny mpisorona sy hiakatra eo amin’ny alitarako+ ka hampiakatra ny setroky ny sorona, ary koa hanao efoda eo anatrehako, mba hanomezako azy ny fanatitra rehetra atao anaty afo izay atolotry ny zanak’Israely.+

  • Hebreo 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Raha misy mahazo izany voninahitra izany, dia tsy noho ny sitrapony+ akory, fa noho ny fiantsoan’Andriamanitra ihany,+ tahaka ny tamin’i Arona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara