Levitikosy 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny lahy+ rehetra taranak’i Arona no hihinana izany. Ho anjarany mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ hatramin’ny taranakareo fara mandimby izany, avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. Ho masina ny zava-drehetra mikasika an’ireny.’” Levitikosy 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny lahy rehetra, izay mpisorona, no hihinana izany,+ ka ao amin’ny toerana masina no hihinanany azy. Zavatra masina indrindra izany.+
18 Ny lahy+ rehetra taranak’i Arona no hihinana izany. Ho anjarany mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ hatramin’ny taranakareo fara mandimby izany, avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. Ho masina ny zava-drehetra mikasika an’ireny.’”
6 Ny lahy rehetra, izay mpisorona, no hihinana izany,+ ka ao amin’ny toerana masina no hihinanany azy. Zavatra masina indrindra izany.+