Deoteronomia 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Fa raha mitandrina an-tsakany sy an-davany ny didy+ rehetra andidiako anareo ianareo ary mankatò izany, ka tia an’i Jehovah Andriamanitrareo+ sy mandeha amin’ny lalany rehetra+ ary mifikitra aminy,+ Deoteronomia 12:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ny teny rehetra andidiako anareo no hotandremanareo tsara.+ Aza ampiana izany na anesorana.+ 1 Jaona 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+
22 “Fa raha mitandrina an-tsakany sy an-davany ny didy+ rehetra andidiako anareo ianareo ary mankatò izany, ka tia an’i Jehovah Andriamanitrareo+ sy mandeha amin’ny lalany rehetra+ ary mifikitra aminy,+
3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+