Josoa 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa nivoaka izy ireo sy ny tobiny rehetra, dia olona maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina,+ niaraka tamin’ny soavaly+ sy kalesin’ady be dia be.
4 Koa nivoaka izy ireo sy ny tobiny rehetra, dia olona maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina,+ niaraka tamin’ny soavaly+ sy kalesin’ady be dia be.