Genesisy 49:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Robena! Ianao no lahimatoako+ sy tanjako, ary ianao no voalohan-terako.+ Lehibe kokoa ny voninahitrao sy ny herinao. Salamo 105:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary naripak’Andriamanitra ny lahimatoa rehetra tao amin’ilay tany,+Dia ny voalohan-terany rehetra.+
3 “Robena! Ianao no lahimatoako+ sy tanjako, ary ianao no voalohan-terako.+ Lehibe kokoa ny voninahitrao sy ny herinao.
36 Ary naripak’Andriamanitra ny lahimatoa rehetra tao amin’ilay tany,+Dia ny voalohan-terany rehetra.+