FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary fantatrao tsara ao am-ponao fa tahaka ny anitsian’ny olona ny zanany no nanitsian’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • Ohabolana 13:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Izay mitsitsy ny tsorakazony dia tsy tia ny zanany,+ fa izay tia azy kosa manara-maso azy ka mananatra azy.+

  • Ohabolana 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Faizo ny zanakao dieny mbola misy fanantenana,+ ary aza maniry ny hahafatesany.+

  • Ohabolana 23:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aza misalasala manafay zanaka,+ fa tsy ho faty izy raha kapohinao amin’ny tsorakazo.

  • Hebreo 12:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nanana ray olombelona isika mba hanafay antsika,+ ary nohajaintsika izy ireny. Koa tsy vao mainka tokony hanaiky an’ilay Raintsika ara-panahy ve isika mba ho velona?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara