FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Raha hitanao mivalampatra voatsindrin’ny entana ny ampondran’ny olona mankahala anao, dia aza ilaozana fotsiny ilay olona. Tsy maintsy manampy azy hanala ilay entana ianao.+

  • Levitikosy 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “‘Aza mamaly faty+ na manao an-dolompo amin’ny zanaky ny firenenao.+ Ary tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.+ Izaho no Jehovah.

  • Lioka 10:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hoy ny navaliny: “‘Tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo sy ny herinao manontolo ary ny sainao manontolo’,+ ary ‘tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.’”+

  • Galatianina 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa dieny mbola misy fotoana azontsika anaovan-tsoa,+ dia aoka isika hanao soa amin’ny rehetra, indrindra fa amin’ny mpiray finoana amintsika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara