FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 22:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Aza vonoina ao anatin’ny indray andro miaraka amin’ny zanany ny omby sy ny ondry.+

  • Salamo 36:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Toy ny tendrombohitrao ny fahamarinanao, Andriamanitra ô,+

      Rano lalina midadasika ny didim-pitsaranao.+

      Samy vonjenao na ny olona na ny biby, Jehovah ô!+

  • Salamo 145:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Tsara fanahy amin’ny rehetra i Jehovah,+

      Ary hita eo amin’ny asany rehetra fa mamindra fo izy.+

  • Ohabolana 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mitsimbina ny ain’ny biby fiompiny ny marina,+ fa fahasiahana kosa no mba famindram-pon’ny ratsy fanahy.+

  • Matio 10:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tsy vola madinika kely vidy* ve no ivarotana fody roa?+ Tsy hisy ho latsaka amin’ny tany anefa ireny na iray aza, ka tsy ho fantatry ny Rainareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara