2 Rehefa harivariva ny andro, dia niarina avy tao am-pandrianany i Davida ka nandehandeha teo an-tampon’ny tranon’ny+ mpanjaka, ary avy teo izy no nahatazana+ vehivavy nandro. Tena tsara tarehy ilay vehivavy.+
9 Ny ampitson’iny, raha mbola teny an-dalana izy ireo ka efa nanakaiky an’ilay tanàna, dia niakatra tao an-tampon-trano+ i Petera, tamin’ny ora fahenina* teo ho eo, mba hivavaka.+