Ohabolana 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aleo laza tsara* toy izay harem-be,+ ary aleo mahazo sitraka toy izay mahazo volafotsy sy volamena.+ Mpitoriteny 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aleo laza tsara* toy izay menaka manitra,+ ary aleo ny andro ahafatesana toy izay ny andro ahaterahana.+
22 Aleo laza tsara* toy izay harem-be,+ ary aleo mahazo sitraka toy izay mahazo volafotsy sy volamena.+
7 Aleo laza tsara* toy izay menaka manitra,+ ary aleo ny andro ahafatesana toy izay ny andro ahaterahana.+