Levitikosy 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Aza mankahala ny rahalahinao ao am-ponao.+ Tena tokony hananatra ny namanao ianao,+ sao hiombona ota aminy. Deoteronomia 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Raha misy lehilahy maka vady ary manao firaisana amin-dravehivavy, nefa manjary mankahala azy+
17 “‘Aza mankahala ny rahalahinao ao am-ponao.+ Tena tokony hananatra ny namanao ianao,+ sao hiombona ota aminy.