6 Sitrapony koa ny hanamasinana anareo ka tsy hisy aminareo ho tonga hatramin’ny fanimbana ny rahalahiny, ka hanitsakitsaka ny zony amin’izany lafiny izany,+ satria i Jehovah no mitaky sazy noho izany rehetra izany,+ araka ny efa nolazainay mialoha sy efa nohazavainay tsara taminareo.+