Genesisy 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Taorian’izany, dia hoy i Kaina tamin’i Abela rahalahiny: “Andao isika ho any an-tsaha.” Ary rehefa tany an-tsaha izy roa lahy, dia namely an’i Abela rahalahiny i Kaina ka nahafaty azy.+ Nomery 35:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary raha fankahalana no antony niafenana+ mba hanosehana+ na hitorahana olona hahafaty azy, Jakoba 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ilay nilaza hoe: “Aza manitsakitsa-bady”,+ no nilaza koa hoe: “Aza mamono olona.”+ Raha tsy manitsakitsa-bady ianao nefa mamono olona, dia lasa mpandika lalàna.
8 Taorian’izany, dia hoy i Kaina tamin’i Abela rahalahiny: “Andao isika ho any an-tsaha.” Ary rehefa tany an-tsaha izy roa lahy, dia namely an’i Abela rahalahiny i Kaina ka nahafaty azy.+
11 Fa ilay nilaza hoe: “Aza manitsakitsa-bady”,+ no nilaza koa hoe: “Aza mamono olona.”+ Raha tsy manitsakitsa-bady ianao nefa mamono olona, dia lasa mpandika lalàna.