Genesisy 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nahita azy i Sekema, zanakalahin’i Hamora Hivita+ izay mpiadidy tao amin’ilay tany, dia naka azy ka nametaveta azy.+ 2 Samoela 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy nety nihaino ny teniny anefa i Amnona fa natanjaka noho izy, ka nampietry azy+ ary nanao firaisana taminy.+
2 Ary nahita azy i Sekema, zanakalahin’i Hamora Hivita+ izay mpiadidy tao amin’ilay tany, dia naka azy ka nametaveta azy.+
14 Tsy nety nihaino ny teniny anefa i Amnona fa natanjaka noho izy, ka nampietry azy+ ary nanao firaisana taminy.+