Nomery 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary niala avy teo ambonin’ny tranolay ny rahona, ary io fa boka i Miriama ka lasa fotsy be.*+ Ary nitodika tany amin’i Miriama i Arona, ka hitany fa boka izy.+ Nomery 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa natokan-toerana fito andro tany ivelan’ny toby i Miriama.+ Ary tsy niainga ny vahoaka raha tsy efa noraisina indray ho ao an-toby izy.
10 Ary niala avy teo ambonin’ny tranolay ny rahona, ary io fa boka i Miriama ka lasa fotsy be.*+ Ary nitodika tany amin’i Miriama i Arona, ka hitany fa boka izy.+
15 Koa natokan-toerana fito andro tany ivelan’ny toby i Miriama.+ Ary tsy niainga ny vahoaka raha tsy efa noraisina indray ho ao an-toby izy.