Deoteronomia 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa tokony hanokatra ny tananao aminy ianao ka halala-tanana,+ dia hampisambotra azy sady haka antoka, ary hanome azy izay ilainy nefa tsy ananany. Ohabolana 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Aza miahotra manao soa amin’izay tokony hanaovan-tsoa+ raha mbola azon’ny tananao atao ihany.+
8 Fa tokony hanokatra ny tananao aminy ianao ka halala-tanana,+ dia hampisambotra azy sady haka antoka, ary hanome azy izay ilainy nefa tsy ananany.