Deoteronomia 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Any no hanateranareo ny fanatitra dorana,+ sy ny sorona, sy ny ampahafolon-karena,+ sy ny fanomezan’ny tananareo,+ sy ny fanatitra fanefana voady,+ sy ny fanatitra an-tsitrapo,+ ary ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinareo.+ Deoteronomia 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Aoka ianao hanome ny ampahafolon’ny vokatra rehetra avy amin’ny voa nafafinao, dia izay vokatry ny saha isan-taona.+
6 Any no hanateranareo ny fanatitra dorana,+ sy ny sorona, sy ny ampahafolon-karena,+ sy ny fanomezan’ny tananareo,+ sy ny fanatitra fanefana voady,+ sy ny fanatitra an-tsitrapo,+ ary ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinareo.+
22 “Aoka ianao hanome ny ampahafolon’ny vokatra rehetra avy amin’ny voa nafafinao, dia izay vokatry ny saha isan-taona.+