FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Manompoa an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia hotahiny tokoa ny sakafonao sy ny ranonao.+ Ary hampanalaviriko anao ny aretina.+

  • Salamo 28:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Vonjeo ny vahoakanao, ary tahio ny lovanao.+

      Aoka ianao ho mpiandry azy ka hitondra azy mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

  • Salamo 115:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mahatsiaro antsika i Jehovah, ka hitahy antsika.+

      Hotahiny ny taranak’Israely.+

      Hotahiny ny taranak’i Arona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara