Genesisy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe. Genesisy 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary aoka ianao hivahiny eto amin’ity tany ity,+ dia homba anao foana aho ka hitahy anao, satria ianao sy ny taranakao no homeko izao tany rehetra izao.+ Ary hotanterahiko ny fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao+ hoe: Hebreo 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa nianiana tamin’ny tenany Andriamanitra fony izy nilaza ny fampanantenany tamin’i Abrahama,+ satria tsy misy lehibe noho ny tenany azony nianianana.+
18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.
3 Ary aoka ianao hivahiny eto amin’ity tany ity,+ dia homba anao foana aho ka hitahy anao, satria ianao sy ny taranakao no homeko izao tany rehetra izao.+ Ary hotanterahiko ny fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao+ hoe:
13 Fa nianiana tamin’ny tenany Andriamanitra fony izy nilaza ny fampanantenany tamin’i Abrahama,+ satria tsy misy lehibe noho ny tenany azony nianianana.+