Deoteronomia 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka ho ao am-ponao ireto teny andidiako anao anio ireto.+ Salamo 78:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hatoky an’Andriamanitra+Sy tsy hanadino ny zavatra nataon’Andriamanitra,+ fa hitandrina ny didiny kosa.+ Salamo 119:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ataovy azoko tsara izany, mba hanarahako ny lalànao+Sy hitandremako azy amin’ny foko manontolo.+ 1 Jaona 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+
7 Ary hatoky an’Andriamanitra+Sy tsy hanadino ny zavatra nataon’Andriamanitra,+ fa hitandrina ny didiny kosa.+
3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+