Levitikosy 19:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Koa tandremo ny lalàko rehetra sy ny didim-pitsarako rehetra, ka ankatoavy.+ Izaho no Jehovah.’” Salamo 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Madio ny fahatahorana+ an’i Jehovah, maharitra mandrakizay.Marina+ ny didim-pitsaran’i+ Jehovah, ara-drariny+ avokoa.
9 Madio ny fahatahorana+ an’i Jehovah, maharitra mandrakizay.Marina+ ny didim-pitsaran’i+ Jehovah, ara-drariny+ avokoa.