Levitikosy 19:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Aza manozona ny marenina, na manisy sakana eo anoloan’ny jamba,+ fa matahora an’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah.
14 “‘Aza manozona ny marenina, na manisy sakana eo anoloan’ny jamba,+ fa matahora an’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah.