2 Amin’izay dia hatahotra+ an’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka hitandrina ny lalàny rehetra sy ny didiny andidiako anao sy ny zanakao ary ny zafinao,+ mandritra ny androm-piainanao, ary mba ho lava andro iainana koa ianao.+
39 Fo iray no homeko azy ireo,+ ary lalana iray no hasaiko harahiny, mba hatahorany ahy foana. Amin’izay dia hahita soa izy sy ny zanany mandimby azy.+