17 Koa olona iray monja no mandrahona, dia ho tora-kovitra ny arivo.+ Olona dimy monja no mandrahona, dia handositra ianareo, ka izay sisa miangana aminareo dia ho toy ny andry tokana eny an-tampon-tendrombohitra, sy ho toy ny tsato-kazo famantarana eny an-kavoana.+