Genesisy 49:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Avy amin’ilay Andriamanitry ny rainao+ izy, ary miaraka amin’ilay Mahery Indrindra.+ Hanampy anao Andriamanitra+ ka hanome anao ny fitahian’ny lanitra ambony+ sy ny fitahian’ny rano lalina any ambany+ ary hanome anao taranaka be dia be.*+
25 Avy amin’ilay Andriamanitry ny rainao+ izy, ary miaraka amin’ilay Mahery Indrindra.+ Hanampy anao Andriamanitra+ ka hanome anao ny fitahian’ny lanitra ambony+ sy ny fitahian’ny rano lalina any ambany+ ary hanome anao taranaka be dia be.*+