Genesisy 37:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Samy namatotra amboara teny an-tsaha, hono, isika no iny fa niarina ny amboarako ka nijoro mahitsy, ary indreo kosa ny amboaranareo fa nanodidina ka niankohoka teo anoloan’ny amboarako.”+ 1 Tantara 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ambony noho ny rahalahiny i Joda,+ ka izy no niavian’ilay mpitarika,+ nefa lasan’i Josefa kosa ny zon’ny lahimatoa.+
7 Samy namatotra amboara teny an-tsaha, hono, isika no iny fa niarina ny amboarako ka nijoro mahitsy, ary indreo kosa ny amboaranareo fa nanodidina ka niankohoka teo anoloan’ny amboarako.”+
2 Ary ambony noho ny rahalahiny i Joda,+ ka izy no niavian’ilay mpitarika,+ nefa lasan’i Josefa kosa ny zon’ny lahimatoa.+