Nomery 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa tsy mba toy izany ny amin’i Mosesy mpanompoko!+ Izy no anankinana izay rehetra ao an-tranoko.+ Malakia 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Tsarovy ny lalàn’i Mosesy mpanompoko, dia ny fitsipika sy didim-pitsarana,+ izay nandidiako azy tao Horeba ho an’ny Israely rehetra.
4 “Tsarovy ny lalàn’i Mosesy mpanompoko, dia ny fitsipika sy didim-pitsarana,+ izay nandidiako azy tao Horeba ho an’ny Israely rehetra.