Deoteronomia 33:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia honina tsy hanana ahiahy i Israely,+Hitoetra irery ny lavadranon’i Jakoba,+Eo amin’ny tany be varimbazaha sy divay vaovao.+Eny, hitete ando ny lanitra eo aminy.+ 1 Mpanjaka 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nonina tsy amin’ahiahy+ ny Joda+ sy ny Israely tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Solomona, ka samy teny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny+ ny olona rehetra, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+ Salamo 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Handry sy hatory amim-piadanana aho,+Fa ianao irery ihany, Jehovah ô, no mahatonga ahy tsy hanana ahiahy.+ Ohabolana 1:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Fa izay mihaino ahy kosa tsy hanana ahiahy,+ sady tsy mba hiady saina noho ny fahatahorana loza.”+
28 Dia honina tsy hanana ahiahy i Israely,+Hitoetra irery ny lavadranon’i Jakoba,+Eo amin’ny tany be varimbazaha sy divay vaovao.+Eny, hitete ando ny lanitra eo aminy.+
25 Dia nonina tsy amin’ahiahy+ ny Joda+ sy ny Israely tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Solomona, ka samy teny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny+ ny olona rehetra, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+
8 Handry sy hatory amim-piadanana aho,+Fa ianao irery ihany, Jehovah ô, no mahatonga ahy tsy hanana ahiahy.+
33 Fa izay mihaino ahy kosa tsy hanana ahiahy,+ sady tsy mba hiady saina noho ny fahatahorana loza.”+