14 Fa ny ain’ny karaza-nofo rehetra dia ny rany, satria ao amin’ny ra ny aina. Koa izany no nilazako tamin’ny zanak’Israely hoe: “Aza mihinana ny ran’ny nofo, na nofon’inona izany na nofon’inona, satria ny rany+ no ain’ny karaza-nofo rehetra, ka haringana izay mihinan-dra.”+