FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Izao no lalàna momba ny Paska:+ Tsy misy hafa firenena mahazo mihinana amin’izy io.+

  • Deoteronomia 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Aza mihinana biby maty ho azy.+ Azonao omena ny vahiny monina ao an-tanànanao kosa izany, ka izy no hihinana azy. Azo amidy amin’ny hafa firenena koa izany. Fa vahoaka masina ianao amin’i Jehovah Andriamanitrao.

      “Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.+

  • Deoteronomia 23:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Azonao akana tombony ny hafa firenena+ rehefa mampisambotra azy ianao, fa ny rahalahinao kosa aza akana,+ mba hitahian’i Jehovah Andriamanitrao anao amin’izay rehetra ataonao eo amin’ilay tany izay halehanao sy halainao ho fanananao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara