FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Koa tandremo ny fitsipiny+ sy ny didiny izay andidiako anao anio, mba hahita soa+ foana ianao sy ny taranakao, ary mba ho lava andro iainana ianao eo amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao+ anao.”

  • Josoa 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Mahereza sy matanjaha fotsiny ianao, ary mitandrema tsara mba hanao araka ny lalàna rehetra nandidian’i Mosesy mpanompoko anao.+ Aza miala amin’izany, ka aza mivily miankavanana na miankavia.+ Amin’izay dia hanao zavatra amim-pahendrena ianao amin’izay rehetra ataonao.+

  • Isaia 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Raha manaiky hihaino ianareo, dia hihinana ny vokatra tsara avy amin’ny tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara