35 Nasehoko anareo tamin’ny zava-drehetra fa amin’ny fiasana mafy+ toy izany no tsy maintsy anampianareo an’ireo mila ampiana,+ sy ahatsiarovanareo ny tenin’i Jesosy Tompo nanao hoe: ‘Mahasambatra kokoa ny manome+ noho ny mandray.’”
7 Aoka ny tsirairay samy hanao araka izay fanapahan-keviny tao am-pony, tsy amin’alahelo+ na an-tery, fa ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra.+