Eksodosy 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 dia hoentin’ny tompony manatona an’Andriamanitra izy, ka hankininy eo amin’ny varavarana na eo amin’ny tolàna, ary hotevehiny amin’ny haolo ny sofiny, dia ho mpanompony mandritra ny fotoana tsy voafetra izy.+
6 dia hoentin’ny tompony manatona an’Andriamanitra izy, ka hankininy eo amin’ny varavarana na eo amin’ny tolàna, ary hotevehiny amin’ny haolo ny sofiny, dia ho mpanompony mandritra ny fotoana tsy voafetra izy.+