14 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Efa manakaiky ny andro hahafatesanao.+ Koa antsoy i Josoa, ary mitsangàna ao amin’ny tranolay fihaonana ianareo mba hanendreko azy.”+ Dia nandeha i Mosesy sy Josoa, ka nitsangana tao amin’ny tranolay fihaonana.+