Nomery 35:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa fidio izay tanàna mety aminareo, ho tanàna fialokalofana ho anareo. Ary handositra any izay nahafaty olona* tsy nahy.+ Nomery 35:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ho fialokalofana ho an’ny zanak’Israely sy ny mpivahiny+ ary ny mpiavy eo aminy ireo tanàna enina ireo, mba handosiran’izay nahafaty olona* tsy nahy.+
11 Koa fidio izay tanàna mety aminareo, ho tanàna fialokalofana ho anareo. Ary handositra any izay nahafaty olona* tsy nahy.+
15 Ho fialokalofana ho an’ny zanak’Israely sy ny mpivahiny+ ary ny mpiavy eo aminy ireo tanàna enina ireo, mba handosiran’izay nahafaty olona* tsy nahy.+