Genesisy 49:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ho voaozona anie ny fahatezeran’izy ireo+ satria lozabe,+ ary ny fisafoahany satria masiaka!+ Hozarazaraiko eny amin’ny tanin’i Jakoba sy haparitako any amin’ny Israely izy ireo.+ Deoteronomia 33:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny amin’i Levy, dia hoy izy:+ “Ny Tomimanao sy ny Orimanao+ dia an’ilay tsy mivadika aminao,+Eny, ilay notsapainao toetra tany Masa.+Niady taminy ianao teo akaikin’ny ranon’i Meriba.+
7 Ho voaozona anie ny fahatezeran’izy ireo+ satria lozabe,+ ary ny fisafoahany satria masiaka!+ Hozarazaraiko eny amin’ny tanin’i Jakoba sy haparitako any amin’ny Israely izy ireo.+
8 Ny amin’i Levy, dia hoy izy:+ “Ny Tomimanao sy ny Orimanao+ dia an’ilay tsy mivadika aminao,+Eny, ilay notsapainao toetra tany Masa.+Niady taminy ianao teo akaikin’ny ranon’i Meriba.+