11 Ary natao ny antsapaka+ ka nahazo ny anjarany ny fokon’ny taranak’i Benjamina,+ araka ny fianakaviany avy. Ny faritra azony dia teo anelanelan’ny an’ny taranak’i Joda+ sy ny an’ny taranak’i Josefa.+
60 Ary ny tanàna avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Geba+ sy ny kijanany, Alemeta+ sy ny kijanany, ary Anatota+ sy ny kijanany. Telo ambin’ny folo+ ny tanàna rehetra nomena ny fianakavian’izy ireo.