Josoa 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ny sisiny atsinanana amin’ny lovan’ny taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany avy, dia i Atarota-adara,+ ka nitohy hatrany Beti-horona Ambony,+ 1 Tantara 6:66 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 66 Ary nisy tamin’ireo fianakavian’ny taranak’i Kehata nahazo tanàna tao amin’ny faritaniny, avy tamin’ny fokon’i Efraima.+
5 Ary ny sisiny atsinanana amin’ny lovan’ny taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany avy, dia i Atarota-adara,+ ka nitohy hatrany Beti-horona Ambony,+
66 Ary nisy tamin’ireo fianakavian’ny taranak’i Kehata nahazo tanàna tao amin’ny faritaniny, avy tamin’ny fokon’i Efraima.+