Eksodosy 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary ny zanakalahin’i Gersona, dia i Libny sy Simey,+ araka ny fianakaviany avy.+ Nomery 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra no nosoratana anarana,+ ka dimanjato sy fito arivo ny isan’izy ireo.+ 1 Tantara 6:62 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Ary ireo fianakavian’ny taranak’i Gersoma+ dia nomena tanàna telo ambin’ny folo, avy tamin’ny fokon’i Isakara+ sy ny fokon’i Asera+ sy ny fokon’i Naftaly+ ary ny fokon’i Manase+ any Basana.
22 Ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra no nosoratana anarana,+ ka dimanjato sy fito arivo ny isan’izy ireo.+
62 Ary ireo fianakavian’ny taranak’i Gersoma+ dia nomena tanàna telo ambin’ny folo, avy tamin’ny fokon’i Isakara+ sy ny fokon’i Asera+ sy ny fokon’i Naftaly+ ary ny fokon’i Manase+ any Basana.