Josoa 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary natao ny antsapaka+ fahadimy ka nahazo ny anjarany ny fokon’ny taranak’i Asera,+ araka ny fianakaviany avy.
24 Ary natao ny antsapaka+ fahadimy ka nahazo ny anjarany ny fokon’ny taranak’i Asera,+ araka ny fianakaviany avy.