Eksodosy 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy Mosy.+ Ireo no fianakaviamben’ny Levita, araka ny taranany avy.+ Nomery 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary ny zanakalahin’i Merary,+ araka ny fianakaviany avy, dia i Maly+ sy Mosy.+ Ireo no fianakavian’ny Levita, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy. 1 Tantara 6:63 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Ary ny taranak’i Merary+ araka ny fianakaviany avy, dia nomena tanàna roa ambin’ny folo tamin’ny antsapaka, avy tamin’ny fokon’i Robena+ sy ny fokon’i Gada+ ary ny fokon’i Zebolona.+
19 Ary ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy Mosy.+ Ireo no fianakaviamben’ny Levita, araka ny taranany avy.+
20 Ary ny zanakalahin’i Merary,+ araka ny fianakaviany avy, dia i Maly+ sy Mosy.+ Ireo no fianakavian’ny Levita, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy.
63 Ary ny taranak’i Merary+ araka ny fianakaviany avy, dia nomena tanàna roa ambin’ny folo tamin’ny antsapaka, avy tamin’ny fokon’i Robena+ sy ny fokon’i Gada+ ary ny fokon’i Zebolona.+