FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Taorian’izay, dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra ho any amin’ny tanàna iray any Joda ve aho?” Dia hoy i Jehovah: “Miakara.” Ary hoy i Davida: “Any aninona no hiakarako?” Dia hoy izy: “Any Hebrona.”+

  • 2 Samoela 15:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nandefa mpitsikilo+ nanerana ny foko rehetran’ny Israely i Absaloma, hilaza hoe: “Raha vao renareo ny feon’ny anjombona, dia milazà hoe: ‘Lasa mpanjaka+ ao Hebrona+ i Absaloma!’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara