Josoa 10:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia niala tao Makeda i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy, ka nandeha niady tamin’i Libna.+ Josoa 15:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Anisany koa i Libna,+ Etera,+ Asana, Isaia 37:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ren’i Rabsake+ fa efa niala tany Lakisy+ ny mpanjakan’i Asyria. Koa niverina tany amin’ny mpanjaka izy ka nahita azy niady tamin’i Libna.+
29 Dia niala tao Makeda i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy, ka nandeha niady tamin’i Libna.+
8 Ary ren’i Rabsake+ fa efa niala tany Lakisy+ ny mpanjakan’i Asyria. Koa niverina tany amin’ny mpanjaka izy ka nahita azy niady tamin’i Libna.+