Mpitsara 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsy nandroaka an’ireo mponin’i Kitrona sy ny mponin’i Nahalola+ ny fokon’i Zebolona.+ Koa mbola niara-nonina tamin’izy ireo ny Kananita,+ ka nampanaoviny asa an-terivozona.+
30 Tsy nandroaka an’ireo mponin’i Kitrona sy ny mponin’i Nahalola+ ny fokon’i Zebolona.+ Koa mbola niara-nonina tamin’izy ireo ny Kananita,+ ka nampanaoviny asa an-terivozona.+