Josoa 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Manomboka anio no hanandratako anao eo imason’ny Israely rehetra,+ mba hahafantarany fa tahaka ny nombako an’i Mosesy+ no hombako anao koa.+ Salamo 75:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Andriamanitra no mpitsara.+Mampietry ny anankiray izy, ary manandratra ny anankiray.+
7 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Manomboka anio no hanandratako anao eo imason’ny Israely rehetra,+ mba hahafantarany fa tahaka ny nombako an’i Mosesy+ no hombako anao koa.+