Eksodosy 23:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa horoahiko tsikelikely tsy ho eo anatrehanao izy ireo, mandra-pahatonganao ho maro be ka ho lasanao tokoa ilay tany.+ Salamo 44:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy ny sabany no nahazoany ilay tany,+Ary tsy ny sandriny no nahavonjy azy,+Fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao+ ary ny fahazavan’ny tavanao,Satria sitrakao izy ireo.+
30 Fa horoahiko tsikelikely tsy ho eo anatrehanao izy ireo, mandra-pahatonganao ho maro be ka ho lasanao tokoa ilay tany.+
3 Tsy ny sabany no nahazoany ilay tany,+Ary tsy ny sandriny no nahavonjy azy,+Fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao+ ary ny fahazavan’ny tavanao,Satria sitrakao izy ireo.+