FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 23:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Efa handeha amin’ny lalana falehan’ny tany rehetra aho izao.+ Ary fantatrareo tsara amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo, fa tsy nisy tsy tanteraka na iray aza ny fampanantenana rehetra nolazain’i Jehovah Andriamanitrareo taminareo. Efa tanteraka taminareo avokoa izy rehetra. Tsy nisy tsy tanteraka na iray aza.+

  • 1 Samoela 15:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary tsy handainga+ ilay Hajaina Indrindra eo amin’ny Israely,+ sady tsy hanenina, satria tsy olombelona izy ka hanenina.”+

  • 1 Mpanjaka 8:56
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 56 “Hisaorana anie i Jehovah,+ izay nanome fiadanana ho an’ny Israely olony, araka izay rehetra nampanantenainy!+ Tsy nisy teny tsy tanteraka na dia iray aza+ tamin’ny zava-tsoa rehetra nampanantenainy tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony.+

  • Hebreo 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Amin’izay dia mba ho zavatra roa tsy mety miova sady tsy hain’Andriamanitra andaingana+ no ahazoantsika fampirisihana mafy mba hifikitra amin’ny fanantenana+ napetraka teo anoloantsika, dia isika izay nandositra ho amin’ny fialofana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara