Deoteronomia 28:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Handidy ny hitahiana ny fitehirizam-bokatrao+ sy izay rehetra ataonao+ i Jehovah, ka hotahiny tokoa ianao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Ohabolana 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny fitahian’i Jehovah no mampanan-karena+ ary tsy ampiany fahoriana izany.+
8 Handidy ny hitahiana ny fitehirizam-bokatrao+ sy izay rehetra ataonao+ i Jehovah, ka hotahiny tokoa ianao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.