Deoteronomia 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 dia hikaroka sy hamotopototra ary hanadihady tsara+ ianao. Koa raha voaporofo fa marina izany, ary natao teo aminareo tokoa izany zava-maharikoriko izany, Ohabolana 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay mamaly nefa mbola tsy nihaino akory,+ dia hadalana sy henatra ho azy izany.+ Jakoba 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho mailaka hihaino, tsy ho maika hiteny,+ tsy ho mora tezitra,+
14 dia hikaroka sy hamotopototra ary hanadihady tsara+ ianao. Koa raha voaporofo fa marina izany, ary natao teo aminareo tokoa izany zava-maharikoriko izany,
19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho mailaka hihaino, tsy ho maika hiteny,+ tsy ho mora tezitra,+